|
|
|
|

Teny iditra1 gadralava
Singan-teny  2gadra, 3lava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [gadra lava] A long chain stretching from the neck to the feet
a man in fetters; a convict. [1.2]
7 a prisoner [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [1.3]
9 un condamné [1.8]
Ohatra  10 Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava [2.48]
Tohi-kevitra  11gadra fohy
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02